auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-12 17:26:48 -04:00 committed by root
parent ba3200f96a
commit 0f5b1ad7e0
17 changed files with 17 additions and 17 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mihainoa ahy, ianao ry nosy! Ankehitriny hevero aho, ianao ry vahoaka alavitra. Efa nantsoin'i Yaveh hatramin'ny nahaterahako tamin'ny anarako aho, rehefa nitondra ahy hoe eto an-tany ny reniko. Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho; nataony toa ny zana-tsipika voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipika no nanafenany ahy.
\v 1 \v 2 Mihainoa ahy, ianao ry nosy! Ankehitriny hevero aho, ianao ry vahoaka alavitra. Efa nantsoin'i Yaveh hatramin'ny nahaterahako tamin'ny anarako aho, rehefa nitondra ahy hoe eto an-tany ny reniko. Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho; nataony toa ny zana-tsipika voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipika no nanafenany ahy.

View File

@ -1 +1 @@
Niteny tamiko izy hoe: "Ianao no mpanompoko, Israely, izay hanehoako ny voninahitro." Fa namaly aho hoe: "Raha nihevitra aho hoe niasa tam-pikirizana, dia nandany ny heriko tamin'ny zava-poana aho, fa ao amin'ny Yaveh ny rariny izay ahy, ary ny valin'ny asako dia ao amin'Andriamananitro.
\v 3 \v 4 Niteny tamiko izy hoe: "Ianao no mpanompoko, Israely, izay hanehoako ny voninahitro." Fa namaly aho hoe: "Raha nihevitra aho hoe niasa tam-pikirizana, dia nandany ny heriko tamin'ny zava-poana aho, fa ao amin'ny Yaveh ny rariny izay ahy, ary ny valin'ny asako dia ao amin'Andriamananitro.

View File

@ -1 +1 @@
Ankehitriny Yaveh dia miteny_Izy ilay namorona ahy hatramin'ny nahaterahako ho mpanompony, mba hampiverina amin'ny laoniny indray an'i Jakoba ho azy tenany, ka hampitambatra ny Israely ho eo aminy, fa omem-boninahitra eo imason'i Yaveh aho, ary tonga heriko ny Andriamanitro_ary hoy Izy: "Zavatra kely aminao ny ho mpanompoko izay hanorina indray ny fokon'i Jakoba ary hampiverina ireo sisa tsy maty amin'ny Israely. Hanao ho fahazavana anao amin'ny Jentilisa Aho, izay mety ho famonjeko any am-paran'ny tany."
\v 5 \v 6 Ankehitriny Yaveh dia miteny_Izy ilay namorona ahy hatramin'ny nahaterahako ho mpanompony, mba hampiverina amin'ny laoniny indray an'i Jakoba ho azy tenany, ka hampitambatra ny Israely ho eo aminy, fa omem-boninahitra eo imason'i Yaveh aho, ary tonga heriko ny Andriamanitro_ary hoy Izy: "Zavatra kely aminao ny ho mpanompoko izay hanorina indray ny fokon'i Jakoba ary hampiverina ireo sisa tsy maty amin'ny Israely. Hanao ho fahazavana anao amin'ny Jentilisa Aho, izay mety ho famonjeko any am-paran'ny tany."

View File

@ -1 +1 @@
Izao no lazain'i Yaveh, mpamavotra ny Israely, ilay Masiny Iray, amin'ny iray izay manana fiainana voatsinontsinona, halan'ireo firenena, ary andevon'ireo mpanapaka hoe: "Ho hitan'ny mpanjaka ianao ary hitsangana, Ary hahita anao ireo andriana ka hiankohoka, noho i Yaveh izay mahatoky, na dia ny Iray Masina, izay nifidy anao aza."
\v 7 Izao no lazain'i Yaveh, mpamavotra ny Israely, ilay Masiny Iray, amin'ny iray izay manana fiainana voatsinontsinona, halan'ireo firenena, ary andevon'ireo mpanapaka hoe: "Ho hitan'ny mpanjaka ianao ary hitsangana, Ary hahita anao ireo andriana ka hiankohoka, noho i Yaveh izay mahatoky, na dia ny Iray Masina, izay nifidy anao aza."

View File

@ -1 +1 @@
Izao no lazain'i Yaveh: "Amin'ny fotoana izay hanapahako hevitra hanehoako ny fankasitrahako dia hamaly anao Aho, ary amin'ny andron'ny famonjena dia hanampy anao Aho; hiaro anao Aho, ary hanome anao tahaka ny fanekena ho an'ny vahoaka, mba hanangana indray ny tany, mba hanendry indray ny lova efa lao.
\v 8 Izao no lazain'i Yaveh: "Amin'ny fotoana izay hanapahako hevitra hanehoako ny fankasitrahako dia hamaly anao Aho, ary amin'ny andron'ny famonjena dia hanampy anao Aho; hiaro anao Aho, ary hanome anao tahaka ny fanekena ho an'ny vahoaka, mba hanangana indray ny tany, mba hanendry indray ny lova efa lao.

View File

@ -1 +1 @@
Hiteny amin'ireo gadra ianao hoe: "Manatona ireo;" ireo izay ao anatin'ny trano-maizina hoe: "Asehoy ny tenanareo". Hihinana eny amin'ireo lalana izy ireo, ary ireo hantsana mangadihady rehetra dia ho ahitra ho azy ireo.
\v 9 Hiteny amin'ireo gadra ianao hoe: "Manatona ireo;" ireo izay ao anatin'ny trano-maizina hoe: "Asehoy ny tenanareo". Hihinana eny amin'ireo lalana izy ireo, ary ireo hantsana mangadihady rehetra dia ho ahitra ho azy ireo.

View File

@ -1 +1 @@
Tsy ho noana na hangetaheta; na hafana be na ho kapohin'ny masoandro izy ireo, fa Izy izay manana famindram-po amin'izy ireo no hitarika azy ireo; hitantana azy ireo ho any amin'ireo loharano izy. Dia hanao ireo tendrombohitro rehetra ho lalana Aho, ary hanao ireo lalam-be hisandratra.
\v 10 \v 11 Tsy ho noana na hangetaheta; na hafana be na ho kapohin'ny masoandro izy ireo, fa Izy izay manana famindram-po amin'izy ireo no hitarika azy ireo; hitantana azy ireo ho any amin'ireo loharano izy. Dia hanao ireo tendrombohitro rehetra ho lalana Aho, ary hanao ireo lalam-be hisandratra.

View File

@ -1 +1 @@
Indro, ho tonga avy any amin'ny alavitra izy ireo, ny sasany avy any amin'ny avaratra sy ny antsinanana; ary ireo sasany avy any amin'ny tanin'ny Sinima. Mihirà, ry lanitra, ary mifalia, ry tany; mivakia amin'ny fihirana, ianareo ry tendrombohitra! Fa mankahery ny olony Andriamanitra, ary hanana fangoraham-po amin'ireo ory.
\v 12 \v 13 Indro, ho tonga avy any amin'ny alavitra izy ireo, ny sasany avy any amin'ny avaratra sy ny antsinanana; ary ireo sasany avy any amin'ny tanin'ny Sinima. Mihirà, ry lanitra, ary mifalia, ry tany; mivakia amin'ny fihirana, ianareo ry tendrombohitra! Fa mankahery ny olony Andriamanitra, ary hanana fangoraham-po amin'ireo ory.

View File

@ -1 +1 @@
Fa i Ziona niteny hoe: "Nahafoy ahy Yaveh, ary nanadino ahy ny Tompo." Moa ve ny reny hahavita hanadino ny zanany, izay minono eo an-tratrany, ka tsy hanana fangoraham-po amin'ny zanany lahy izay naterany? Eny, mety hanadino izy, fa Izaho tsy mba hanadino anao.
\v 14 \v 15 Fa i Ziona niteny hoe: "Nahafoy ahy Yaveh, ary nanadino ahy ny Tompo." Moa ve ny reny hahavita hanadino ny zanany, izay minono eo an-tratrany, ka tsy hanana fangoraham-po amin'ny zanany lahy izay naterany? Eny, mety hanadino izy, fa Izaho tsy mba hanadino anao.

View File

@ -1 +1 @@
Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ny anaranao. eo anoloako foana ny mandanao. Ny zanakareo dia mandeha faingana ao aoriana, raha mbola miala aminao ireo izay mpandringana anao. Jereo ny manodidina ka mijere, mitambatra rehetra manodidina anao izy ireo ary manatona anao. Raha mbola miaina tokoa Aho_izany no fanambaran'i Yaveh_Hiakanjo ireo tahaka ny firavaka tokoa ianao, ary hitafy azy ireo tahaka ny ampakarina.
\v 16 \v 17 \v 18 Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ny anaranao. eo anoloako foana ny mandanao. Ny zanakareo dia mandeha faingana ao aoriana, raha mbola miala aminao ireo izay mpandringana anao. Jereo ny manodidina ka mijere, mitambatra rehetra manodidina anao izy ireo ary manatona anao. Raha mbola miaina tokoa Aho_izany no fanambaran'i Yaveh_Hiakanjo ireo tahaka ny firavaka tokoa ianao, ary hitafy azy ireo tahaka ny ampakarina.

View File

@ -1 +1 @@
Fa very sy lao ianao, tany izay rava, ankehitriny dia ho kely indrindra ianao amin'ireo mponina, ary ireo izay nihinana anao dia hiala alavitra. Ny zaza izay ho teraka mandritry ny fotoanan'ny alahelonao dia hibitsika eo an-tsofinao hoe: "Tery loatra ho anay ny toerana, manaova hefitra ho anay, mba ahafahanay monina eto."
\v 19 \v 20 Fa very sy lao ianao, tany izay rava, ankehitriny dia ho kely indrindra ianao amin'ireo mponina, ary ireo izay nihinana anao dia hiala alavitra. Ny zaza izay ho teraka mandritry ny fotoanan'ny alahelonao dia hibitsika eo an-tsofinao hoe: "Tery loatra ho anay ny toerana, manaova hefitra ho anay, mba ahafahanay monina eto."

View File

@ -1 +1 @@
Dia hanontany tena ianao hoe: "Iza no niteraka ireto zaza ireto ho ahy?" Fa momba sy nalahelo aho, sesitany ary nisaram-panambadiana. Iza no nanangana ireo ankizy ireo? Indro, navela irery tokoa aho; avy aiza no niavian'izany?""
\v 21 Dia hanontany tena ianao hoe: "Iza no niteraka ireto zaza ireto ho ahy?" Fa momba sy nalahelo aho, sesitany ary nisaram-panambadiana. Iza no nanangana ireo ankizy ireo? Indro, navela irery tokoa aho; avy aiza no niavian'izany?""

View File

@ -1 +1 @@
Izao no nolazain'i Yaveh Tompo hoe: "Indro, manandratra ny tanako amin'ireo firenena Aho, hanandratra ny fanevako amin'ireo vahoaka Aho. Hitondra ireo zanaka lahinao eo an-tsandriny izy ireo ary ireo zanaka vavinao eo an-tsorony.
\v 22 Izao no nolazain'i Yaveh Tompo hoe: "Indro, manandratra ny tanako amin'ireo firenena Aho, hanandratra ny fanevako amin'ireo vahoaka Aho. Hitondra ireo zanaka lahinao eo an-tsandriny izy ireo ary ireo zanaka vavinao eo an-tsorony.

View File

@ -1 +1 @@
Ny mpanjaka no ho ray mpamelona anao, ary ireo mpanjakavaviny no ho mpifehy anao; hiankohoka miaraka amin'ny tavany amin'ny tany aminao izy ireo ary hamafa ny vovoka eo an-tongotrao; ary ho fantatrao fa Izaho no Yaveh; ireo izay niandry ahy dia tsy ho menatra."
\v 23 Ny mpanjaka no ho ray mpamelona anao, ary ireo mpanjakavaviny no ho mpifehy anao; hiankohoka miaraka amin'ny tavany amin'ny tany aminao izy ireo ary hamafa ny vovoka eo an-tongotrao; ary ho fantatrao fa Izaho no Yaveh; ireo izay niandry ahy dia tsy ho menatra."

View File

@ -1 +1 @@
Moa ve afaka alaina amin'ireo mpiady ireo sambotra? na ireo babo ho voavonjy amin'ny mafy? [Fanamarihana: Raha toa ka hoe: "amin'ny mafy", ny lahatsoratra Hebreo nanao hoe: "amin'ny fahamarinana" fa ny ankamaroan'ny dikan-teny taty aoriana nanova azy hoe: "amin'ny mafy".], Eny, halaina amin'ny mpiady ireo babo, ary ho voavonjy ireo sambotra; fa hanohitra ireo fahavalonao Aho ary hanavotra ireo zanakao.
\v 24 \v 25 Moa ve afaka alaina amin'ireo mpiady ireo sambotra? na ireo babo ho voavonjy amin'ny mafy? [Fanamarihana: Raha toa ka hoe: "amin'ny mafy", ny lahatsoratra Hebreo nanao hoe: "amin'ny fahamarinana" fa ny ankamaroan'ny dikan-teny taty aoriana nanova azy hoe: "amin'ny mafy".], Eny, halaina amin'ny mpiady ireo babo, ary ho voavonjy ireo sambotra; fa hanohitra ireo fahavalonao Aho ary hanavotra ireo zanakao.

View File

@ -1 +1 @@
Hofahanako ireo nofon'ny tenany ireo mpampahory anao; ary ho mamon'ny ran'ny tenany izy ireo, tahaka ny hoe raha divay izany. Dia ho fantatrin'ny olombelona rehetra fa Izaho, Yaveh, no Mpamonjy sy Mpanavotra anareo, ilay Iray Maherin'i Jakoba."
\v 26 Hofahanako ireo nofon'ny tenany ireo mpampahory anao; ary ho mamon'ny ran'ny tenany izy ireo, tahaka ny hoe raha divay izany. Dia ho fantatrin'ny olombelona rehetra fa Izaho, Yaveh, no Mpamonjy sy Mpanavotra anareo, ilay Iray Maherin'i Jakoba."

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD006"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":["16-title","16-01","16-03","16-05","16-08","16-06","16-09","16-11","16-13","27-title","27-01","27-04","27-06","27-07","27-09","27-12","27-10","36-title","36-13","36-01","36-04","36-06","36-08","36-09","36-11","36-16","36-18","36-21"]}
{"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD006"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":["16-title","16-01","16-03","16-05","16-08","16-06","16-09","16-11","16-13","27-title","27-01","27-04","27-06","27-07","27-09","27-12","27-10","36-title","36-13","36-01","36-04","36-06","36-08","36-09","36-11","36-16","36-18","36-21","49-title"]}