diff --git a/27/01.txt b/27/01.txt index b0d8ebf4..1b0bf09b 100644 --- a/27/01.txt +++ b/27/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany, amin'ny sabany mafy, lehibe ary masiaka, ny menarana mitambolombolona, ary hamono ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina. \v 2 Amin'izany andro izany: ny tanim-boalokin'ny divay: hihira ny amin'izany. \v 3 "Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany; manondraka izany maatetika Aho. Miambina izany andro sy alina Aho ka tsy misy afaka manimba izany. \ No newline at end of file +\v 1 Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany, amin'ny sabany mafy, lehibe ary masiaka, ny menarana mitambolombolona, ary hamono ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina. \v 2 Amin'izany andro izany: ny tanim-boalokin'ny divay: hihira ny amin'izany. \v 3 "Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany; manondraka izany matetika Aho. Miambina izany andro sy alina Aho ka tsy misy afaka manimba izany. \ No newline at end of file