auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-12 08:41:47 -04:00 committed by root
parent 1509ae81bd
commit 0b2e925f65
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza mihaino an'i Ezekia fa izao no lazain'ny mpanjakan'i Asyria: "Mihavana amiko ary manantona ahy. Ary ny tsirairay aminareo dia hihinana avy amin'ny divain'ny tenany sy avy amin'ny hazo aviaviny, ary hisotro ny rano ao anatin'ny fitoeran-dranony. Izany no ataonareo ambara-pahatongako sy hakako anareo ho any amin'ny tany tahaka ny taninareo ihany, tanin'ny voa sy tanin'ny divay, tanin'ny mofo sy tanim-boaloboka."
Aza mihaino an'i Ezekia fa izao no lazain'ny mpanjakan'i Asyria: "Mihavana amiko ary manantona ahy. Ary ny tsirairay aminareo dia hihinana avy amin'ny voalobokin'ny tenany sy avy amin'ny hazo aviaviny, ary hisotro ny rano ao anatin'ny fitoeran-dranony. Izany no ataonareo ambara-pahatongako sy hakako anareo ho any amin'ny tany tahaka ny taninareo ihany, tanin'ny voa sy tanin'ny divay, tanin'ny mofo sy tanim-boaloboka."