Fri Apr 12 2019 10:10:50 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 10:10:50 +03:00
parent b173c14c72
commit 06b4ac4d04
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ho tonga afo ny fahazavan'Israely, ary ilay Iray Masiny ho lelan'afo; handoro sy handrapaka ireo tsilony sy ny heriny ao anatin'ny iray andro monja izany. \v 18 Yaveh dia hanimba ny voninahitry ny alany sy ny taniny mamokatra, dia ny fanahin'izany sy ny vatan'izany; ho tahaka ny ain'ny olona marary miha-osa izany. \v 19 Ho vitsy ireo sisa tavela amin'ireo hazon'ny alany, ka na ny zaza aza afaka hanisa ireo.
\v 17 Ho tonga afo ny fahazavan'Israely, ary ilay Iray Masiny ho lelan'afo; handoro sy handevona ireo tsilony sy ny heriny ao anatin'ny iray andro monja izany. \v 18 Yaveh dia hanimba ny voninahitry ny alany sy ny taniny mamokatra, dia ny fanahin'izany sy ny vatan'izany; ho tahaka ny ain'ny olona marary miha-osa izany. \v 19 Ho vitsy ireo sisa tavela amin'ireo hazon'ny alany, ka na ny zaza aza afaka hanisa ireo.

View File

@ -44,7 +44,6 @@
"10-10",
"10-12",
"10-14",
"10-17",
"10-20",
"10-22",
"10-24",