auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-12 14:44:28 -04:00 committed by root
parent 4b1dd44be3
commit 0681b9330d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Hoy izy ireo taminy: "Hoy i Hezekia hoe: 'ity andro ity dia andron'ny fahoriana, fibedesana, ary fanalam-baraka, tahaka ny zaza vao efa ho teraka, fa tsy manana hery hiterahana ny zanany intsony ny reniny. Mety ho ren'i Yaveh, Andriamanitrao ihany ireo tenin'ny lehiben'ny mpifehy, izay nirahin'ny mpanjaka an'i Asyria mba hihantsy an'Andriamanitra velona, ka hiteny mafy ireo teny izay ren'i Yaveh Andriamanitrao. Ankehitriny dia asandrato ho an'ireo mbola tavela any ny vavakao."'
\v 3 \v 4 Hoy izy ireo taminy: "Hoy i Hezekia hoe: 'ity andro ity dia andron'ny fahoriana, fibedesana, ary fanalam-baraka, tahaka ny zaza vao efa ho teraka, nefa tsy manana hery hiterahana ny zanany intsony ny reniny. Mety ho ren'i Yaveh, Andriamanitrao ihany ireo tenin'ny lehiben'ny mpifehy, izay nirahin'ny mpanjaka an'i Asyria mba hihantsy an'Andriamanitra velona, ka hiteny mafy ireo teny izay ren'i Yaveh Andriamanitrao. Ankehitriny dia asandrato ho an'ireo mbola tavela any ny vavakao."'