diff --git a/54/04.txt b/54/04.txt index 9bb610e7..6f8fbec0 100644 --- a/54/04.txt +++ b/54/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Aza matahotra fa tsy ho menatra ianareo, na kivy fa tsy ho afa-baraka ianareo; hanadino ny fahamenaran'ny hatanoranareo sy ny fahafaham-barakan'ny fandaozana anareo ianareo. \ No newline at end of file +\v 4 Aza matahotra fa tsy ho menatra ianareo, na kivy fa tsy ho afa-baraka ianareo; hanadino ny henatry ny hatanoranareo sy ny fahafaham-barakan'ny fandaozana anareo ianareo. \ No newline at end of file diff --git a/54/05.txt b/54/05.txt index 5ba889a0..1353359e 100644 --- a/54/05.txt +++ b/54/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Fa ilay Nahary anareo no vadinareo; Yaveh tompon'ny maro no Anarany. Ilay Iray Masin'Israely no Mpanavotra anareo; Izy dia antsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo. \v 6 Fa Yaveh efa namerina niantso anareo ho toy ny vady izay nilaozana sy malahelo am-panahy, tahaka ny vehivavy nanambady tanora ary nariana," hoy ny Andriamanitrareo. \ No newline at end of file +\v 5 Fa ilay Mpahary anareo no vadinareo; Yaveh tompon'ny maro no Anarany. Ilay Iray Masin'Israely no Mpanavotra anareo; Izy dia antsoina hoe Andriamanitry ny tany rehetra. \v 6 Fa Yaveh efa namerina niantso anareo ho toy ny vady izay nilaozana sy malahelo am-panahy, tahaka ny vehivavy nanambady tanora ary nariana," hoy ny Andriamanitrareo. \ No newline at end of file diff --git a/54/09.txt b/54/09.txt index aa2181e4..64cfbca4 100644 --- a/54/09.txt +++ b/54/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Fa ity dia tahaka ny tondra-dranon'i Noa Amiko: tahaka ny nianianako fa ny tondra-dranon'i Noa dia tsy handalo amin'ny tany intsony, no hianianako fa tsy ho tezitra aminareo na hibedy anareo Aho. \v 10 Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo, na ny fiadanako mahatoky ho voaozongozona—hoy i Yaveh, izay mangoraka anareo. \ No newline at end of file +\v 9 Fa izao dia tahaka ny tondra-dranon'i Noa Amiko: tahaka ny nianianako fa ny tondra-dranon'i Noa dia tsy handalo amin'ny tany intsony, no hianianako fa tsy ho tezitra aminareo na hibedy anareo Aho. \v 10 Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo, na ny fiadanako mahatoky ho voaozongozona—hoy i Yaveh, izay mangoraka anareo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index e4a675cd..7aa6947b 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -89,7 +89,6 @@ "54-04", "54-05", "54-07", - "54-09", "54-11", "54-13", "54-15",