Fri Apr 12 2019 17:17:01 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 17:17:01 +03:00
parent 4a4c007b25
commit 0206f37d0a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy, moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy, noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao azy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'n
\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy, moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy, noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao azy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.

1
53/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 \v 11 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy manao azy ho marary.