jdwood_plt_isa_text_ulb/37/17.txt

1 line
281 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-04-12 20:32:43 +00:00
\v 17 Atongilano ny sofinao, ry Yaveh, ary henoy. Sokafy ny masonao, ry Yaveh, ka jereo, ary henoy ireo tenin'i Sankeriba, izay efa nalefany hanesoana an'Andriamanitra velona. \v 18 Marina izany, ry Yaveh, fa noravan'ny mpanjakan'i Asyria ny firenena rehetra sy ny tanin'izy ireo.