jdwood_plt_isa_text_ulb/10/17.txt

1 line
415 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 17 Ho tonga afo ny fahazavan'Israely, ary ilay Iray Masiny ho lelan'afo; handoro sy handevona ireo tsilony sy ny heriny ao anatin'ny iray andro monja izany. \v 18 Yaveh dia hanimba ny voninahitry ny alany sy ny taniny mamokatra, dia ny fanahin'izany sy ny vatan'izany; ho tahaka ny ain'ny olona marary miha-osa izany. \v 19 Ho vitsy ireo sisa tavela amin'ireo hazon'ny alany, ka na ny zaza aza afaka hanisa ireo.