jdwood_plt_isa_text_ulb/50/02.txt

1 line
415 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-04-14 13:19:03 +00:00
\v 2 Nahoana Aho no tonga kanefa tsy nisy olona tany? Nahoana Aho no niantso kanefa tsy nisy namaly? Moa fohy loatra ny tanako mba hanavotra anareo? Moa ve tsy nanan-kery Aho mba hamonjy anareo? Indro, amin'ny fitenenako mafy no andritako ny ranomasina; hanao ireo ony ho efitra Aho; matin'ny tsy fisian-drano sy hetaheta ny hazan-dranony. \v 3 ampitafiako aizina ny habakabaka, lamba fisaonana no anaronako izany."