2019-04-12 15:36:01 +00:00
|
|
|
\v 22 Miverena amiko ary aoka ho voavonjy, ry faran'ny tany rehetra; fa Izaho no Andriamanitra ary tsy misy ankoatra Ahy. \v 23 Mianiana amin'ny tenako Aho, milaza ny lalàna mariko, ary tsy hihemotra izany: 'Amiko no hitolefika ny lohalika rehetra, ary hianiana ny lela rehetra.
|