jdwood_plt_isa_text_ulb/37/31.txt

1 line
233 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-04-12 20:32:43 +00:00
\v 31 Ireo sisa amin'ny ankohonan'i Joda izay tsy maty dia hamaka sy hamokatra indray.\v 32 Fa avy ao Jerosalema no hivoahan'ireo sisa; avy ao an-Tendrombohitr'i Ziona ireo tsy maty. Hanao izany ny zotom-pon'i Yaveh Tompon'ny maro."'