2019-04-13 15:44:27 +00:00
|
|
|
\v 21 Ho esoriny ireo peratra sy ireo kavin'orona; \v 22 ireo akanjo lava fanaovana lanonana, ireo kapoty, ireo voaly, ireo poketra kely; \v 23 ireo fitaratra kely, ireo atin'akanjo rongony fotsy madinika, ireo haingon-doha, ary ireo fisaronana.
|