jdwood_plt_isa_text_ulb/28/20.txt

1 line
289 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 20 Fa foy loatra ny fandriana raha hitsoranan'ny olona, ary kely loatra ho azy ny firakofana raha handrakofana ny tenany." \v 21 Hitsangana toy ny Tendrombohitra Perazima i Yaveh; hanaitra ny tenany toy ny tany amin'ny Lohasahan'i Gibeona Izy mba hanao ny asany, ny asany tsy mahazatra.